• Alakamisy 03 Mey 2012
Politique.Pr Manoro Régis Hanara-dia an’ny Dr Joseph koa ?

Raha ny tenin'ny filohan'ny tetezamita omaly no dinihana dia manana telo andro eo sisa ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Pr Manoro Régis mba hamahana ny olan'ny mpampianatra sy hampitsaharana ny fitokonan'ny SEMPAMA manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Abdallah Ny mpanao politika no te hanalava ny krizy

Naneho ny heviny mikasika ny tsy fahatongavan’ireo parlemantera sasantsasany tamin’ny fotoam-panokafana ny taom-pivoriana ara-potoan’ny Kongresin’ny tetezamita, ny CT Abdallah avy any DIANA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Fanesorana mpikambana CST Mifanohitra Rasamizafy Cyril sy Voninahitsy Jean Eugène

Miteraka savorovoro eo amin’ny samy momba an-dRajoelina ny fikasan’ny Les AS tarihin’i Voninahitsy Jean Eugène hanala tsy ho mpikambana ao amin’ny CST ny olona iray tao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Jean Michel Henri Tsy manam-bola ny CT amin’izao fotoana izao

Nilaza ofisialy fa tsy salama ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita, hoy ny CT Jean Michel Henri, Kestora Voalohany ao amin’ny Kongresy.

Hamaky ny tohiny
FTT