• Alakamisy 15 Martsa 2012
Politique.Pasitera Edouard Tsarahame Efa mivonona haka fahefana

Tazana teny amin’ny hotely Colbert Antaninarenina nandray anjara tamin’ny dinika nifanaovana tamin’ny Troika-SADC notarihan’Atoa Fransman ny mpikambana ao amin’ny ankolafy Zafy Albert nahitana an-dry Pr Miandrisoa, Rtoa Lalatiana Ravololomanana, Pasitera Edouard

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2012
Politique.Raymond Ranjeva Sarotra ny manapotika azy

Manomboka miteraka resabe sy adihevitra etsy sy eroa indray ankehitriny ny fitsarana ny profesora Raymond Ranjeva sy ny zanany vavy amin'ny alatsinainy 19 martsa ho avy izao, indrindra fa taorian'ny fanehoan-kevitry ny Maitre Willy Razafinjatovo tetsy amin’ny La Rotonde Besarety, omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2012
Politique.Fahatongavan’ny SADC Adin’i Afrika sy Frantsa

Tonga omaly antoandro eto Madagasikara ny iraky ny Troika-SADC tarihin’ny minisitra lefitra afrikanina tatsimo misahana ny fiaraha-miasa sy ny fifandraisana iraisam-pirenena, Marius Fransman.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2012
Politique.Politika Niditra an-tsehatra i Dadasamy

Tapa-kevitra ny hiditra eo amin’ny sehatry ny politika ihany nony farany i Andrianasolo Samuel na i Dadasamy izay fantatry ny maro, indrindra ny any Ihosy Faritr’Ihorombe amin’ny fikarakarana ny tanora eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2012
Politique.Famahana ny krizy Aoka mba ho ity ny ezaka farany, hoy ny KMFB

Manantitrantitra ny KMFB (Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka), araka ny taratasy nalefan-dry zareo any amin’ny Fianakaviambe Iraisam-pirenena, fa ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana, ka hilatsaka hofidiana hanohy ny fampandrosoana rava noho ny fanonganam-panjakana ihany no antoka hahatsara ny fiainam-bahoaka eto Madagasikara, ka manohana ny ezaka rehetra hahatongavana amin’izany ry zareo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2012
Politique.Magro Behoririka Ravalomanana ihany no vahaolana

Tsy mitsoaka isika raha tsy tonga i Dada, hoy i Zafilahy Stanislas, tetsy amin’ny Magro Behoririka, omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT