- Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Raiamandreny To teny ara-drazana ”Mila arodana ny FAT”
Miditra an-tsehatra mivantana amin’izay noho ny tsy fandehanan’ny raharaham-pirenena ireo Raimandreny ara-drazana avy amin’ny Faritra 22.
Hamaky ny tohinyMiditra an-tsehatra mivantana amin’izay noho ny tsy fandehanan’ny raharaham-pirenena ireo Raimandreny ara-drazana avy amin’ny Faritra 22.
Hamaky ny tohinyDiabe namakivaky ny 13 mey ! Io no anisan’ny nanamarika ny andron’ny 01 mey 2012.
Hamaky ny tohinyTsy tongatonga ho azy ny fanakianana mavaivay ataon’ny mpanao politika sy ny mpandraharaha sasany ary ny olon-tsotra leon’ny krizy ny fitondrana tetezamita, ary i Andry Rajoelina moa matetika no tena hiantefan’ny fanakianana.
Hamaky ny tohinyRahampitso sabotsy 28 aprily 2012 no hanao ilay hetsika lehibe fanaovana tatitra amin'ny vahoaka ny Parlemantera avy ao amin'ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyAndro farany mialoha ny hetsika lehibe hataon’ireo Parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, ka hanaovan’izy ireo tatitra amin’ny vahoakan’Antananarivo etsy Ambohijatovo ity anio ity.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fihaonan’ireo manampahaizana avy amin’ny Firenena Mikambana, amin’ny manampahefana eto amintsika.
Hamaky ny tohiny