• Talata 08 Mey 2012
Politique.Olan’ny fampianarana Hiverina ny 1972

Tsy eto Antananarivo Renivohitra irery ihany, fa efa hatrany amin’ny faritra maro manerana ny nosy no mikatona ny sekolim-panjakana, vokatry ny fitokonan’ny mpampianatra mpanabe mivondrona ao amin’ny SEMPAMA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2012
Politique.Ratsimbazafy Joseph Michel Tsy manam-bola hanefana ny fitakian’ny mpampianatra ny fanjakana

Rariny ny fitakiana ataon’ny mpampianatra ankehitriny, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita (Leader Fanilo) Ratsimbazafy Joseph Michel

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Mey 2012
Politique.Sendikan’ny mpanao gazety Manome 72 ora ny minisitra …

Nivory teny Antanimena omaly maraina ny sendikan’ny mpanao gazety tarihan’ny filohany Rasoanaivo Rocco.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2012
Politique.Fitondrana tetezamita Tsy hahatratra ny 26 jona ?

Tena miha mahery vaika ny fitakiana isan-tsokajiny eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2012
Politique.Jeneraly Ravalomanana Richard “Esory aho rehefa manelingelina e !”

Raha nisy ny olo-malaza sy matetika voatonona anarana anatin’ny filazam-baovao na adihevitra etsy sy eroa, tato anatin’izao tetezamita izao dia anisan’ny lohalaharana amin’ireny ny jeneraly Ravalomanana Richard. Lehiben’ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena Faritany Antananarivo moa izy amin’izao fotoana ary lehiben’ny Emmo-Reg. Maro be ny resaka etsy sy eroa momba azy sy ny fomba fiasany, ka izay indrindra no antony nifampiresahan’ny Tia Tanindrazana taminy, mba hamantarana ny zava-misy marina sy ny heviny manodidina ny tranga maro samihafa nanintona ny sain’ny mpanara-baovao ireny. Araho ary ny sokela nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
FTT