- Alarobia 09 Mey 2012
Politique.Ranaivo Jules Vonona hampihavana an’i Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana
Amin’ny maha olom-pirenena sy amin’ny maha Raiamandreny azy dia nilaza Atoa Ranaivo Jules, monina ao amin’ny Fokontany Sambalahy, Kaominina Ambatofinandrahana, Faritra Amoron’i Mania fa afaka hampihavana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny Filohan’ny FAT Andry Rajoelina ary manan-kevitra hanangana an’i Madagasikara Vaovao.
Hamaky ny tohiny