Politique

Zafilahy Stanislas “Aty aminay ny vahoaka”


  • Zoma 04 Mey 2012

Tsy iadian-kevitra fa maro an’isa ao amin’ny Parlemanta ny mpomba an-dRajoelina.

 Aty aminay kosa ny vahoaka, hoy i Zafilahy Stanislas, filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tao amin’ny Magro Behoririka omaly. Karazan’ny valin-kafatra tamin’ny tenin’i Andry Rajoelina milaza fa anaty trano, dia any amin’ny Parlemanta sy filankevitry ny governemanta ary filankevitry ny minisitra no sehatra ifampiresahana fa tsy an-dalambe. Nahitsy ny tenin’i Constant manoloana io. “Any anaty trano ahoana no hiresaka ? Dia hatao aiza ny vahoaka ? Parlemantera anie izahay e !”, hoy izy Nampiany fa ny ankolafy Ravalomanana no mamolaka ny fanjakana, mahomby ny tetika ary tohizana. Voaresaka betsaka tao amin’ny Magro omaly koa ireo trangan-javatra nanamarika ity herinandro ity toy ny fisiana baomba in-droa nisesy nipoaka teo amin’ny manodidina an’Analakely, ny raharaha Free-FM ary ny fitsarana ny raharaha FIGN. Mikasika ity farany dia hifamotoana eny Anosy ny zanak’i Dada anio.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT