• Talata 22 Mey 2012
Politique.Lalatiana sy Fidèle Manitsoka an’i Andry Rajoelina

Araka ny fanambarana nataon’izy ireo tao amin’ny onjam-peon’ny Free FM omaly, dia tsy maintsy miafina aloha i Fidèle Razara Pierre sy Lalatiana Rakotondrazafy satria tsy maintsy mitandrina ihany mba tsy hahafaty momoka ny tolona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Politique.Raharaham-pirenena Mikoropaka ny fitondrana

Mihazakazaka ny fivoaran’ny raharaham-pirenena taorian’ny zava-nitranga teto Antananarivo ny sabotsy 19 mey teo. Sesilany indray ny fanambarana avy amin’ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Politique.Monja Roindefo “Jadona no manjaka eto”

Ho an’i Monja Roindefo dia ny fitantanana tsy mazava ny raharaham-panjakana sy ny fananam-bahoaka no mitarika ireo hetsika ara-tsosialy tarihan’ireo sendika isanisany amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Politique.VAhoaka MIray Hitsena an’i Dada amin’ny heriny manontolo

Tsy nanaiky ny vahoaka omaly raha tsy nampidirina tao amin’ny kianjan’i Magro ny mpitarika ny VAhoaka Miray na dia niezaka mafy nanakana azy ireo tsy hiditra aza ireo mpiandraikitra ny filaminana teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Politique.Zanak’i Dada Mailo amin’ny fihetsik’i Andry Rajoelina

Mitohy tsy tapaka ny hetsiky ny zanak’i Dada ary vao maika aza miakatra ny marimpana politika ao amin’ny Magro Behoririka taorian’ny resaka mandeha an-gazety fa dia misokatra amin’ny fifampidinihina i Andry Rajoelina, tsy olana aminy ny fampiharana ny sori-dalana, ary afaka anaovana fifanarahana politika ny mikasika ny fodian’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Mey 2012
Politique.Ankolafy Zafy Tsy mitovy hevitra i Miandrisoa sy Lalatiana

Na dia samy ao anatin’ny ankolafy Zafy aza ny Pr Miandrisoa Marcel sy Ravololomanana Lalatiana dia samy manana ny fomba hitondrany tolona.

Hamaky ny tohiny
FTT