- Alakamisy 24 Mey 2012
Politique.Sendika, politika … Hanao angaredona
Tonga teny Ambohijatovo ny olona, omaly alarobia 23 mey 2012, namaly ny antson’ny Komitin’ny fanavotam-pirenena mba hijoro handresy ny jadona, ary hiara-hametraka ny fahamarinana sy ny demokrasia.
Hamaky ny tohiny
