• Alarobia 23 Mey 2012
Politique.Komitin’ny fanavotam-pirenena Mitaona vahoaka ho eny Ambohijatovo anio

Haneho hevitra ankamanjana ary mitaona ny vahoaka ho eny Ambohijatovo ny Komitin’ny fanavotam-pirenena amin’ity alarobia 23 mey 2012 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Politique.Raharaham-pirenena Mampiaka-peo koa ireo «sous-officier»

Mihazakazaka ny toe-draharaha politika eto amin’ny firenena indrindra taoarian’ny trangan-javatra niseho tetsy Ambohijatovo tamin’ny sabotsy teo ka mbola nampiasan’ny tafika mikamban’ny Emmo-Reg indray baomba lakrimôzena tamin’ireo olona tonga haneho hevitra am-pilaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Politique.Sazalahy Tsianihy «Na miala Rajoelina na mamitra-pihavanana»

May ny endim-boanjon’ny FAT ankehitriny, hoy i Sazalahy Tsianihy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Politique.Voan’ny tsindry bokotra Niaka-pofona i Voninahitsy

Sarotiny amin’ny fiarovana ireo tomponandraikitra notendrena amin’ny anarany ny vondrona politika Les AS. Niaka-pofona mihitsy omaly i Voninahitsy Jean Eugène manoloana ny fihetsiky ny minisitra sasany ao amin’ny governemanta izay mihevi-tena ho minisitra ambonin’ny minisitra ka manao antsojay ny hafa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Politique.Hopitaly Hikatona avokoa ny talatan’ny pantekôty …

Any am-pelantanan’ny minisitry ny teti-bola, Hery Rajaonarimampianina, ny baolina momba ny fitakian’ireo mpiasan’ny fahasalamana isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Politique.Toamasina Mbola mikatona ireo sekolim-panjakana

«Tsy hisy fampianarana handeha eto raha tsy mivaly ny fangatahanay amin’ny fanjakana. Nefa efa nanao ezaka ny governemanta ka andrasanay ny fahazoana izany amin’ity volana ity vao hisy ny fanapahana vaovao ho raisina ho firosoan’ny fampianarana indray».

Hamaky ny tohiny
FTT