- Alatsinainy 21 Mey 2012
Politique.Faran’ny herinandro Betsaka ireo nitsoaka tany Toamasina
Feno fiara Mondeo sy Camry ary ireo fiara Toyota 4x4 V8 an’ireo mpitondra tetezamita ny tananan’i Toamasina ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyFeno fiara Mondeo sy Camry ary ireo fiara Toyota 4x4 V8 an’ireo mpitondra tetezamita ny tananan’i Toamasina ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNisy nanafika tao an-tranony teny Ankadifotsy i Rija mpanao gazetin’ny radio Free FM, ny alin’ny sabotsy 19 mey.
Hamaky ny tohinyNisy nanafika tao an-tranony teny Ankadifotsy i Rija mpanao gazetin’ny radio Free FM, ny alin’ny sabotsy 19 mey.
Hamaky ny tohinyNifampitaona tamin’ny mponin’i Toamasina tao amin’ny sekoly Arema “Hery Mahiratra” Ankirihiry Avaratra, ny Rodoben’ny Malagasy Toamasina ny faran’ny herinandro teo, nentiny nankalazana ny faha-herintaona nijoroany.
Hamaky ny tohinyManomboka miha sarotra ihany ny hinoana fa hisy fifidianana ho vita amin’ity taona 2012 ity.
Hamaky ny tohinyNiseho ampahibemaso rehefa ela nikononkononana ny Vondrona-Hetsika- Fahamarinana-Tetezamita Vaovao (VHF-TV).
Hamaky ny tohiny