• Zoma 18 Mey 2012
Politique.Hevitra tera-bary Mizaka ny nataony ny FAT

Nisy ny resaka natao teny an-dalambe rehetra tao Toamasina tamina karazan’olona maro, na ireo fantatra aza fa isany nandray anjara goavana tamin’ny fametrahana ilay “fanovana” teto amin’ny firenena ny taona 2009, mikasika ny fahitan’izy ireo ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Mey 2012
Politique.Lapa Maitso Anosikely Hifanazava ny governemanta sy ny CST

Fantatra araka ny andininy faha-103 ao amin’ny lalàmpanorenena fa misy indray mandeha isaky ny 15 andro farafahakeliny ny fametraham-panontaniana mivantana tontosain’ireo parlemantera amin’ny mpikambana amin’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Mey 2012
Politique.Rajoelina any New York Politika avo lenta

Nihazo an’i New York - Etazonia ny alarobia maraina teo i Andry Rajoelina, mba handray anjara amin’ny dinikasa miaraka amin’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana, Ban Kin Moon.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2012
Politique.Andry Rajoelina Hiala an-tanindrazana anio

Hiala an-tanindrazana anio alarobia 16 mey hihazo an’i New-York (Etazonia) i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2012
Politique.Kianjan’ny demôkrasia «Décidé» ny Free FM

Mihazakazaka ny toe-draharaha, taorian’ny nivoahan’ny didim-pitsarana, teo anivon’ny fitsarana ady maika, manidy tsy ho azo idirana ny tanin’ny SITRAM etsy Ankorondrano, izay toerana iaingan’ny onjam-peo Free FM amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2012
Politique.Kongresy Tsimbazaza Miala any ny volavolan-dalàna mikasika ny CRM na FFM

Miala any ny volavolan-dalàna laha.010/2012 tamin’ny 9 mey 2012, mikasika ny FFM (Filankevitry ny Fampihavanam-pirenena Malagasy) na CRM izay hodinihan’ireo mpikambana amin’ny Kongresin’ny tetezamita (CT) ao anatin’ny asam-baomiera anio alarobia marainan’ny 16 mey.

Hamaky ny tohiny
FTT