- Alatsinainy 04 Jona 2012
Politique.SMM, Banky Foibe, HMF, mpitsabo, mpampianatra, orinasa tsy miankina … Samy leo
Niakatra ny feo tamin’ireto vondrona maromaro miara-dia ireto tamin’ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNiakatra ny feo tamin’ireto vondrona maromaro miara-dia ireto tamin’ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyMiandry izay ho fanapahan-kevitry ny SADC mivory tsy ara-potoana any Luanda Angola mikasika an’i Madagasikara ny rehetra, indrindra manoloana ny fikatsoan’ny fampiharana ny tondrozotra.
Hamaky ny tohinyRaha ny hevitra ao amin’ny antoko RDR (Rassemblement pour la Démocratie Républicaine), hoy ny filoha nasionaliny sady mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Paul Mpody, dia tsy hahavaha olona fa ahiana hitarika any amin’ny ady an-trano ny fizirizirin’ny fitondrana ankehitriny hanatanteraka fifidianana amin’izao rafitra misy eto amintsika izao.
Hamaky ny tohinyMiatrika fivoriana tsy ara-potoana any Luanda renivohitr’i Angola nanomboka omaly ary hitohy amin’ity anio 01 jona ity ny SADC.
Hamaky ny tohinyVahinin’ny SOKELA amin’ity anio ity, ny minisitry ny asam-panjakana, ny asa, ary ny lalàna sosialy, Tabera Randriamanantsoa. Manana ny heviny izy mikasika ireo fitokonana miseho lany etsy sy eroa, toy izany koa ny fifandraisana misy eo anivon’ny governemanta misy azy sy ny raharaham-pirenena amin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyHo an’i Serge Zafimahova, filohan’ny CDE (Club Développement et Ethique), dia tsy azo antenaina ny hahavitana fifidianana amin’ity taona 2012 ity raha ny lafiny teknika no jerena.
Hamaky ny tohiny