- Talata 29 Mey 2012
Politique.CENIT Hamoaka datim-pifidianana anio
Vaovao andrasan’ny rehetra amin’ity talata ity ny famoahan’ny CENIT ny tetiandron’ny fifidianana izay hotanterahana ato anatin’izao tetezamita izao.
Hamaky ny tohinyVaovao andrasan’ny rehetra amin’ity talata ity ny famoahan’ny CENIT ny tetiandron’ny fifidianana izay hotanterahana ato anatin’izao tetezamita izao.
Hamaky ny tohinyTsy mifanipaka velively akory ireo mpanohitra fa ny lalana mankany amin’ny tanjona no samy manana ny azy, hoy Rtoa Lalatiana Ravololomanana.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy 26 mey teo no nanatanteraka ny hetsika fahatelo hidirana teny amin’ny Kianjan’ny demokrasia Ambohijatovo ireo miara-dia amin’ny Free FM ka mitaky ny fahalalahana haneho hevitra sy manohitra ny tsy rariny sy ny tsy fahamarinana.
Hamaky ny tohinyManeho ny ahiahiny ary milaza ho tena tsy tafandrimandry ireo Fivavahana mivondrona ato amin’ny HMF manoloana ny fijalian’ny vahoaka Malagasy, noho ny fahitana ny lalana izoran’ny firenena mankany amin’ny fahasimbana sy ny fahapotehan’izay kely sisa mbola ananana.
Hamaky ny tohinyNiaritra ny fotaka malama sy dia an-tongotra adiny iray niaraka tamin’ny rehetra, ny praiminisitra Beriziky Jean Omer sy ireo delegasiona niaraka taminy, raha nametraka ny vato fehizoron’ny fanamboarana tohodrano hahazoana herinaratra tao amin’ny Kaominina Ampasimbe Onibe ny sabotsy 26 mey teo.
Hamaky ny tohinyNiditra tamin’ny antso an-tariby mivantana teny amin’ny Magro Behoririka ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny tolakandron’ny sabotsy 26 mey teo.
Hamaky ny tohiny