• Alarobia 06 Jona 2012
Politique.Hetsika an-dalambe Ela fidona, mihemotra ny olona

Mifanesisesy tokoa ny fitakiana sy fitokonana isan-karazany tato anatin’ny volana maromaro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2012
Politique.Kongresin’ny tetezamita Mingitrika ny ankamaroan’ireo CT

Nahemotra ho amin’ny fotoana manaraka ny fananganana ilay vaomiera manokana hanadihady ny momba ny boaderozy eny amin’ny Kongresin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2012
Politique.Fihaonan-dRavalomanana sy Rajoelina Tsy laharam-pahamehana, hoy ny CT Randrianasolo Nicolas

Naneho ny heviny manoloana ireo raharaha manamarika ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana ny CT Randrianasolo Nicolas avy any Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2012
Politique.Zanak’i Dada Akaiky ny fandresena

Mbola nohamafisin’ny filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita, Razafimandimby Zafilahy Stanislas, tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka fa efa mazava ny hafatry ny SADC ny amin’ny tsy maintsy hampihaonana ny filoha Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2012
Politique.Paramed Toliara Tsy nisy niasa omaly

Niditra amin’ny dingana ambonimbony kokoa ireo paramed ao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jona 2012
Politique.Randriampilamanana Rostand ”Tsy tokony handany andro isika”

Tsy vao androany no nisy fihaonana teo amin’ny filoha Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina fa efa nisy hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
FTT