• Alakamisy 31 Mey 2012
Politique.SMM Heloka bevava ny "26 janvier"

Manoloana ireo fitakiana sendikaly samihafa miseho ankehitriny ary koa ny fijoroan’ireo niharam-boina tamin’ny 26 janoary 2009, dia nisy ny tafa nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin-dRazafindrakoto Andriantojo Nantenaina, mpitsara, sady Sekretera Jeneralin’ny Sendikan’ny Mpitsara Malagasy na SMM, araka izao manaraka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2012
Politique.Magro Behoririka Velom-bolo ny Zanak’i Dada

Nahavelom-bolo ny Zanak’i Dada, indrindra ireo tonga isan’andro ao amin’ny Magro Behoririka ny zava-nitranga tato anatin’ny 48 ora izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Politique.Hentitra ny vondrona ACP-UE Kepoka ny FAT

Toy ny sosoa voatapo-drano ny hafanam-pon’ireo mpomba ny FAT mitady hanao hazakazaka arahin-tosika mankany amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Politique.Fifanatrehana teny Tsimbazaza Fisehoana ivelany no betsaka

Nanomboka omaly talata 29 mey indray ny fifanatrehana mivantana fanindroany teo amin’ireo mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita sy ireo mpikambana ao amin’ny governemanta Beriziky ao anatin’ny fivoriana ara-potoana voalohany atrehan’ireo CT eny Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Politique.Datim-pifidianana Tsy feno ny fepetra

Tsy maintsy miandry indray izany aloha fa ...Gasy e ! Diso fanantenana ireo izay niandry ny hamoahan’ny CENIT, omaly, ny datim-pifidianana sy izay karazana fifidianana hakana ny hevitry ny olom-pirenena feno taona amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Politique.Fety Georges «Tsy olona midongy seza ny tenako»

Fe-potoam-piasan’ny Ben’ny tanàna in-telo izao no vitan’i Fety Georges, Ben’ny tanàna am-perinasa ao Ampasimbe Onibe. Izy no mamarana ny Faritra Atsinanana amin’ny ilany avaratra, ka ny rano Fanifarany izay misy ny an’Andrianambo no manasaraka ny Faritra Analanjirofo sy ny Faritra Atsinanana. Nisy ny resaka fohy nifanaovan’ny Tia Tanindrazana taminy.

Hamaky ny tohiny
FTT