- Alarobia 06 Jona 2012
Politique.Rakotonatiana Andrianarivelo “Soloy ny Lehiben’ny Faritra Amoron’i Mania”
Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Atoa Rakotonatiana Andrianarivelo, mpandraharaha sady mpanao asa tanana ao Ambositra. Ny fahitàny ny toe-draharaham-pirenena sy ny zava-misy ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania no horesahina aminy.
Hamaky ny tohiny