- Zoma 08 Jona 2012
Politique.Fampihaonana an-dRavalomanana sy Rajoelina Ifandroritan'i Chissano sy Fransman ?
Nanamafy ry zareo eo anivon’ny Vondrona Eoropeanina fa manaiky ny fehin-kevitry ny SADC izy ireo, ary tsy maintsy tanterahana faran'izay haingana ny fihaonana eo amin'i Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny
