- Alakamisy 14 Jona 2012
Politique.Fihaonan-dRavalo sy Rajoelina aorian’ny 26 jona “Hevir’olom-bitsy indray”, hoy ny ankolafy Ravalomanana
Notsipahan’ny ankolafy Ravalomanana ny fanambarana nataon’ny minisitry ny raharaham-bahiny amin’ny anaran’ny governemantan’ny firaisam-pirenena nilaza fa aorian’ny fetim-pirenena no tanterahana ny fihaonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT, Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny
