• Alatsinainy 18 Jona 2012
Politique.Zanak’i Dada Nanamafy tamin’ny latsa-bato fa tsy mivadi-belirano

Niavaka ny hetsika notontosain’ny Zanak’i Dada tao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy 16 jona teo. Tamin’ny ankapobeny dia fety no natao tamin’io andro io, fa nilaozana ny kabary politika fanao isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jona 2012
Politique.SMM, PARAMED, Mpampianatra mpikaroka, mpitatitra … Hiara-hihetsika

Leo ! Izay no ambentin-tenin’ireo sendika samihafa manoloana ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jona 2012
Politique.Raharinirina Jacques Aimé “Ny fiverenana amin’ny ara-dalàna ihany no vahaolana”

Ny tsy faharisihan’ny parlemantera mamonjy fivoriana, ny fandehan’ny fitantanan-draharaham-pirenena ankehitriny, ny tsy fandriampahalemana, fanelanelanan’ny FFKM hivoahana amin’ny krizy ary ny resaka satanika, ireo rehetra ireo no hitondran’ny CST Raharinirina Jacques Aimé ny heviny eto amin’ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jona 2012
Politique.Ralaiseheno Guy Maxime “Alohan’ny 26 jona no tokony hatao ny fihaonana”

Tsy niandry ela fa dia naneho hevitra avy hatrany nanoloana ireo vahoaka marobe teo Andranomanelatra ny CT Ralaiseheno Guy Maxime manoloana ny vaovao inian’ny FAT aely mahakasika ny fanemorana ny fihaonan’ny filoha Ravalomanana sy Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2012
Politique.Ben’ny tanànan’Ambatondrazaka Nodinganin’ireo ira-panjakana

Niteraka resabe teo amin’ny tontolo ny fiarahamonina tany Ambatondrazaka ny fanambarana nataon’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria ny jeneraly Randrianazary tany Ambatondrazaka ny fiandohan’ity herinandro ity, izay milaza fa mila miala ao Ambatondrazaka tsy misy hatakandro ireo vahiny mpividy vato sarobidy satria tsy ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
FTT