- Alatsinainy 18 Jona 2012
Politique.Marc Ravalomanana Efa sasa-miandry ilay fihaonana amin-dRajoelina
Nitafa nivantana an-tariby avy atsy Afrika Atsimo, ho an’ireo mpiara-dia aminy sy ny vahoaka Malagasy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny sabotsy 16 jona teo raha tsy nandrenesam-baovao tao anatin’ny roa herinandro, noho ny dinika nifanaovany tamin’ireo filoham-panjakana eo anivon’ny SADC sy ny vondrona iraisam-pirenena, handaminana ny krizy eto Madagasikara sy ny ho fampihaonana azy sy i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny
