• Alakamisy 14 Jona 2012
Politique.Tontolo politika Misy ankolafy vaovao indray

Efa sangany amin'ny politika avo lenta tokoa ny eto Madagasikara, tompondakan'ny famadihana palitao sy fiovana foto-kevitra tampoka ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2012
Politique.Magro Behoririka Nanampy ny any Andranomanelatra tamin’ny tsipaipaika

Tsy maditra vahoaka Antsirabe, hoy ny CST Randrianjatovo Henri tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, fa rehefa tsy rariny kosa dia mitsangana izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2012
Politique.Fihaonan-dRavalomanana sy Rajoelina Mitsatsaka ny FAT

Aorian’ny 26 jona 2012 no hanatanterahana ny fihaonana eo amin’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jona 2012
Politique.Botozaza Pierrot Ampiharo ny tondrozotra !

Hatramin’ny omaly dia nilaza Atoa Botozaza Pierrot, praiminisitra lefitra misahana ny toekarena, fa tsy mbola voafaritra mazava ny daty mety hihaonan’Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jona 2012
Politique.Brickaville Niverina nitokona ny SEMPAMA

Nanatanteraka fivoriambe ny mpikambana ao amin’ny sempama Brickaville ny talata 29 mey lasa teo, koa dia tapaky ny mpivory fa noravana ny birao teo aloha ary voafidy ho sekretera jeneraly vaovao Atoa Razanany paul gerain.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jona 2012
Politique.CNOSC Mila itarina ny fifampidinihana

Manohana ny fisian’ny fihaonana eo amin’i Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana ny CNOSC na fivondronan’ny fiarahamonim-pirenena raha araka ny nambaran-dRamatoa Lalao Randriamampionona, omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT