- Talata 12 Jona 2012
Politique.Mpikambana CT - Antsirabe Nahazo fandrahonana !
Resabe mihitsy indray ity raharaha Tiko Andranomanelatra ity amin’izao fotoana satria dia lasa ambetin-dresaky ny olona ao Antsirabe isan’andro.
Hamaky ny tohinyResabe mihitsy indray ity raharaha Tiko Andranomanelatra ity amin’izao fotoana satria dia lasa ambetin-dresaky ny olona ao Antsirabe isan’andro.
Hamaky ny tohinyResaka FFKM teny Ambatonilita, ny raharaha TIKO any Andranomanelatra Antsirabe ary ny fety tetsy Anosy no nisongadina tao anaty kabary nataon’ireo nanana anjara fitenenana omaly tetsy amin’ny Kianjan’ny Finoana Magro Behoririka.
Hamaky ny tohinyToamasina indray no notsidihan’ny minisitry fampianarana Atoa Manoro Régis, ny fanohizany ny fitetezam-paritra ataony amin’ny fanazavana mivantana amin’ireo mpampianatra eo anivon’ny Sempama, mikasika ny olana misy sy ny antony fanapahan-kevitra noraisina hatramin’izay momba ny fangatahan’ny mpampianatra manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyFotoana naharitra no tsy nahenoana ny Pds- n’i Fianarantsoa teo amin’ny sehatra ara-politika. Naneho ny heviny momba ny raharaha mafana amin’izao fotoana ny tenany.
Hamaky ny tohinyNanao hetsika toy ny fanaony isan-kerinandro teo an-tokotanin’ny Magro Tanambao V ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyAmin’izao toe-draharaha mafampana eto amin’ny firenena izao dia mahafaly ahy, ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana avy any Ambatondrazaka, ny mampita vaovao amintsika mianakavy, indrindra isika aty amin’ny Faritra Alaotra Mangoro, hoy ny CT Rasoamalala Odette Brenda.
Hamaky ny tohiny