- Alarobia 27 Jona 2012
Politique.Zanak’i DADA Nosakanana tsy hanao matso
Voasakana tamin’ny ora farany ary tsy navelan’ny lehiben’ny Faritra Vakinankaratra, Razanakolona Paul, handray anjara tamin’ny matso ny Zanak’i DADA tao Vakinankaratra nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena, omaly talata 26 jona, na afaka nilahatra aza ny antoko politika samihafa tany amin’ny Faritra hafa.
Hamaky ny tohiny
