• Zoma 22 Jona 2012
Politique.Fanomanana ny fifidianana

Omaly no nanao fianianana tetsy amin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ireo mpikambana ao amin’ny CER Analamanga miisa 7.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana Hankalaza ny 26 jona ao amin’ny Magro Behoririka

An’ny Malagasy iray manontolo ny fetin’ny fahaleovantena nefa izahay tsy mila mpitondra tsy mendrika hitarika ny fankalazana, hoy ny CT Randriamamizafy Ignace.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2012
Politique.Randriampilamanana Rostand “Rajoelina no minisitry ny tontolo iainana any Brezila”

Lasa any Brezila i Andry Rajoelina hanatrika fivoriana mikasika ny tontolo iainana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2012
Politique.Ruffine Tsiranana “Tsy anavahana antoko ny fampandrosoana”

Tanteraka soa aman-tsara ny tsenabe “Fanamby” faha-4 tao Analavory-Itasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2012
Politique.Rabeharisoa Saraha Georget “Tsy haka fitondrana eny an-dalambe izahay”

Vahinin’ny SOKELA amin’ity anio ity ny filoha nasionalin’ny Antoko Maitso Hasin’i Madagasikara. Mpanohitra sa antoko elanelam-panahy ny Maitso ? Ny loharanom-bolany, ny Maitso sy ny fitakiana sendikaly sy ny fitokonana etsy sy eroa … Manazava Rtoa Rabeharisoa Saraha Georget.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jona 2012
Politique.26 jona 2012 Dia mbola ho diso fanantenana indray ny Gasy

Hadimiana sisa dia higadona ny datin’ny 26 jona 2012, hanamarihana ny faha-52 taona nitsingerenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara sady fetin’ny foloalindahy rahateo ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT