• Zoma 29 Jona 2012
Politique.Calixte d’Offay, Sekretera jeneralin’ny COI “Ny tondrozotra ihany no vahaolana”

Tapitra ny fotoam-piasan’ny Sekretera jeneralin’ny COI (Vaomieran’ny Oseana Indiana) Atoa Calixte d’Offay rehefa niasa nandritra ny efa-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.SOKELA Alain Ramaroson «Ny vahiny no lasa mibaiko antsika»

Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Atoa Alain Ramaroson, filohan’ny vaomieran’ny filaminana sy fandriampahalemana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita. Nisy ny tafa nifanaovana taminy manodidina ny raharaha Remenabila any Befotaka, ny fifandraisany amin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ny raharaha Nadine Ramaroson. Ny heviny mikasika ny tokony hialan-dRajoelina na tsia amin’ny fitantanana ny firenena. SOKELA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.Zanak’i Dada Antsirabe Nitondra fanazavana ny 26 jona teo

Niteraka resabe ary nahasarika ny sain’ny mpanara-baovao tao Antsirabe ny tranga niseho ny fankalazana ny fetim-pirenena ny 26 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.Zanak’i Dada Mahajanga Nanambatra hery hanamafisana ny tolona

Nanontolo andro ny fankalazan’ny Zanak’i Dada ny faha-52 taona nitsingerenan’ny fahaleovantena tao amin’ny Kianja Fitiavana, Magro Mahajanga Be, ao Mahajanga ny 26 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2012
Politique.26 jona 2012 Fanomanana ny fiavian’ny Frantsay

Dila iny 26 jona 2012, nankalazana ny faha-52 taona nitsingerenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara sady fetin’ny foloalindahy malagasy rahateo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo «Mihevitra Rajoelina fa azy ny fetim-pirenena»

Anisan’ireo tompon’andraikitra ambony nanotrona ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena tao Antsirabe omaly 26 jona, ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita, Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
FTT