• Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Zanak’i Dada Antsirabe Mitaky ny fihaonana eto Madagasikara

Nifantoka tanteraka tamin’ny fampihaonana ny filoha Marc Ravalomanana sy i Andry Rajoelina izay voalaza fa hatao ato ho ato ny fanehoan-kevitra tao amin’ny kianjan’ny Magro Antsirabe ny sabotsy 30 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.Atoa Fulgence (Arema Toamasina) “Mpitari-bato vilam-bava ny FAT

Samy manana ny fahitany ny kabary nataon’ny filohan’ny tetezamita ny 26 jona teo tao Iavoloha avokoa ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.Fihaonan-dRavalomanana sy Rajoelina Hatao alohan’ny fihaonamben’ny Vondrona Afrikana

Tsy mbola fantatra hatreto ny tanàna handray ny fihaonan’ny filoha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT, Andry Rajoelina, toraka izany koa ny andro hanatanterahana izany, hoy i Pierrot Rajaonarivelo, minisitry ny raharaham-bahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.Praiminisitra Beriziky Lasa nandamin-dresaka any Eoropa

Nandao an’i Madagasikara omaly ny praiminisitra Omer Beriziky, lasa nihazo an’i Bruxelles izay misy ny foiben’ny Vondrona Eoropeanina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.Ravelonanosy Mamy Tiana Tsy tokony hanao politika ny miaramila

Hambara ary angatahantsika amin’ny SADC fa tsy tokony hanao politika ny miaramila malagasy, hoy ny filohan’ny vondrona parlemantera ankolafy Ravalomanana eny anivon’ny Kongresin’ny tetezamita, Ravelonanosy Mamy Tiana tetsy amin’ny Kianjan’ny finoana Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2012
Politique.Razafimandimby Zafilahy Stanislas Tsy ekena intsony ny fanilihana ny ratsy amin’ny filoha Marc Ravalomanana

Mbola haveriko hatrany ary tsy ho sasatra aho ny hihiaka izany eto an-kianja, fa ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana sy ny firotsahany hofidiana indray no tanjona ho an’ny tolona ataontsika, hoy ny filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita Faritanin’i Toamasina, Razafimandimby Zafilahy Stanislas.

Hamaky ny tohiny
FTT