- Alakamisy 21 Jona 2012
Politique.Pasitera Mailhol “Misitriha na mandosira ianareo mpitondra FAT raha tsy lany filoha aho”
Mizotra mankany amin’ny faminaniako ny zava-misy ankehitriny, hoy ny pasitera Mailhol manoloana ny soso-kevitry ny Firenena Mikambana ny hanatontosana fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka miaraka amin’ny volana mey na jona taona 2013.
Hamaky ny tohiny
