Politique

Zanak’i Dada Mahajanga Nanambatra hery hanamafisana ny tolona


  • Zoma 29 Jona 2012

Nanontolo andro ny fankalazan’ny Zanak’i Dada ny faha-52 taona nitsingerenan’ny fahaleovantena tao amin’ny Kianja Fitiavana, Magro Mahajanga Be, ao Mahajanga ny 26 jona.

 Feno hipoka ny kianja tamin’io, taratry ny firaisankina ary koa efa fiomanan’izy ireo sahady amin’ny fitsenana ny filoha Marc Ravalomanana “hiverina an-tanindrazana tsy ho ela” raha ny fanazavan’ny mpitarika. Nahatonga solontena tamin’io hetsika io avokoa ireo Fokontany 26 ao Mahajanga, nanambatra hery sy manamafy ny tolona. Nisy omby iray natolotry ny Dr Randrianandrasana Patrice, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, nifampizarana ho nofon-kena mitam-pihavanana.

 
Nangonin’i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT