• Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Zanak’i Dada Hirodorodo eny Ankorondrano

Hivoaka ny kianja ary hanao rodobe eny amin’ny foiben-toeran’ny birao fifandraisan’ny SADC eny Ankorondrano ny Zanak’i Dada amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Parlemantera Zanak’i Dada “Aza gaga raha mitroatra ny vahoaka”

Nizara vaovao tamin’ireo mpiara-mitolona aminy ao Toamasina ireo Parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ny sabotsy tolakandro teo, teo an-tokotanin’ny Magro Tanambao V.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Raveloson Constant “Afantohy amin’io fihaonana io ny adihevitra !”

Notohizan’i Constant Raveloson tao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo ny vaky bantsilana efa nataon’i Manandafy ny zoma, amin’ny tetiky ny Frantsay nanilihana an’i Marc Ravalomanana teo amin’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Rév. Satrobory “Tsy ekena ho lasa Mayotte 2 i Madagasikara”

Tsy ekena ho Mayotte 2 i Madagasikara, hoy ny Rév. Andrianalijohn Ndriamanampy Satrobory, toy ny tsy hanekenay koa ny hisian’ny mpanjaka Radama 3 eto na koa hisy Emperora Bokassa 2.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Tetezamita iaraha-mitantana Mbola olon’ny FAT no mitantana ny Faritra

Raha mikatso ny fampiharana ny tondrozotra, marisarisa ny fiaraha-mitantana ny tetezamita aty amin’ny foibe dia mbola fitantanana taritokana, mandeha ila, ny eny anivon’ny Faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Fihaonan’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina “Tokony hiera aminay ny filohan’ny tetezamita”, hoy i Voninahitsy Jean Eugène

Milaza ny filoha nasionalin’ny antoko RPSD Vaovao sady mpitarika ny vondrona Les AS fa tsy ankasitrahiny ny fihaonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina, izay takian’ny SADC ny hanatanterahana azy haingana, hamaranana ny krizy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT