• Talata 03 Jolay 2012
Politique.Fandinihana lalam-pifidianana “Misy ambadika politika”, hoy i Mamy Rakotoarivelo

Nisokatra omaly ary haharitra 12 andro ny ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Parlemantan’ny tetezamita, faha-5 tamin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Politique.Tondrozotra Tsy hisy andininy hodinganina eo !

Nanao rodobe niaraka tamin’ny sorabaventy teny amin’ny birao fifandraisan’ny SADC eny amin’ny “Village des jeux” Ankorondrano ny vehivavy ankolafy Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Politique.Fihaonan-dRavalomanana sy Rajoelina “Io no lalana hivoahana amin’ny krizy”, hoy ny VOT

Niantso mpanao gazety tetsy amin’ny hotely Nalugaro 67 omaly ny Vondron’Olon-Tsotra na VOT manohana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, nanao tatitry ny fihaonan’izy ireo tamin’ny solontenan’ny SADC eto Madagasikara ny zoma 29 Jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Zava-bita ao Ambatomanga-Arivonimamo Taratry ny fahombiazan’ny TIM

Nahazo efitrano enina vaovao manara-penitra ny CEG Ambatomanga any amin’ny Distrikan’Arivonimamo, Faritra Itasy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.CT Randrianantenaina José “Tsy haharesy ny TIM mihitsy ny TGV”

Valy bontana avy hatrany no nentin’Atoa Randrianantenaina José, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita sady filoha Rezionalin’ny antoko TIM Vakinankaratra mahakasika ny tenin’ny CT Elima Hajarisaona nilaza an-gazety fa faharesena ho an’ny TIM ny tsy nahafahany nilahatra ny fetim-pirenena farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2012
Politique.Ranaivo Jules “Maika ny fampihavanana an-dRavalo sy Rajoelina”

Tsy sasatry ny manao antso avo mba hampihavana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny Filohan’ny Tetezamita Andry Rajoelina Atoa Ranaivo Jules ao Ambatofinandrahana ka nampiantso mpanao gazety tao Ambatofinandrahana ny zoma 29 jona 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
FTT