• Alarobia 04 Jolay 2012
Politique.Kaominin’i Toamasina Renivohitra Mampiaka-peo ny mpiasa

Manomboka tsapa ety ivelany ny olana eo anivon’ny Kaominin’i Toamasina Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2012
Politique.Omer Beriziky Mety hody tanam-polo koa

Nifarana omaly ny dian’ny Praiminisitra Omer Beriziky tany Bruxelles.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2012
Politique.Ravoninjatovo Fidimalala Leo ny fanaovana politika eto

Anisan’ireo Kaominina tsy dia handrenesam-peo firy ny Kaominina ambanivohitra Ambohimanga Rova raha oharina amin’ireo Kaominina sasany ivelan’ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2012
Politique.Sazalahy Tsianihy Mifandray ny fahantrana sy tsy fandriampahalemana eto

Manam-pifandraisana tsy azo sarahina ny fahantrana sy ny tsy fandriampahalemana ary ny tsy fitoniana politika eto amin’ny firenena, hoy i Sazalahy Tsianihy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2012
Politique.SECES Mitaky ny fandravana ny andrim-panjakana rehetra

Maromaro ny fehin-kevitra nivoaka nandritra ny filankevi-pirenena nataon’ny SECES tao amin’ny fakiolten’ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona eny amin’ny oniversiten’Antananarivo ny 28 -29 jona 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2012
Politique.Niray hina ny mpiasam-panjakana Fitokonam-be etsy amin’ny “Rue de la liberté”

Nanao fihaonambe tetsy amin’ny Carlton Anosy ny mpiasam-panjakana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT