• Alakamisy 12 Jolay 2012
Politique.Rasambozafy Cyrille “Aza gaga raha hisy Remenabila vaovao hipoitra»

Vao avy namita iraka nijery ny zava-misy tany amin’ny Faritra Atsimon’ny Nosy ny CST Rasambozafy Cyrille sy ny namany vitsivitsy ka ny mikasika ny raharaha Remenabila manokana no nanaovan-dry zareo fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Politique.Andriatsizehena Benja Urbain Tsy tokony hikitika ny tondrozotra Ravalo sy Andry

Tsy mametraka olana amin’ny fihaonan’ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina ny filoha lefitry ny Kongresy avy amin’ny faritany Fianarantsoa, Andriatsizehena Benja Urbain.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana “Mandady ny trambo ka mila mailo isika”

Nanam-bahiny avy eo anivon’ny vondron’ny mpanohitra avy eto Antananarivo ny ankolafy Ravalomanana Toamasina, izay manao ny fihaonambeny isaky sabotsy eo an-tokotanin’ny Magro Tanambao V.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Politique.Fihaonan-dRavalomanana sy Rajoelina Efa antomotra

Samy tsindrin-daona ny rehetra miandry ny fanambarana ofisialy ny daty sy ny toerana hanatanterahana ny fihaonan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT, Andry Nirina Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Politique.Fifidianana 2012 Rediredy avokoa

Mazava ny resaka ankehitriny. Tsy mbola ho amin’ity taona 2012 ity ny fifidianana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2012
Politique.Vahoaka Miray Avareno malalaka i Dada, dia avelao hifanandrina izay sahy hirotsaka amin’ny fifidianana

Tonga nanolotra fanampiana ho an’ireo mponina teny Ankorondrano sy ny manodidina omaly alatsinainy 9 jolay ny fikambanana Vahoaka Miray notarihin’ny mpitondra teniny, Rija Rakotomalala.

Hamaky ny tohiny
FTT