- Zoma 13 Jolay 2012
Politique.Ravatomanga Roland «Tsy hisy izany fanendrena minisitra misolo anay izany»
Namaly ny fikasan’ny filohan’ny tetezamita hanendry minisitra hisolo toerana ireo minisitra avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tsy manatrika ny filankevitry ny minisitra sy governemanta Ravatomanga Roland, minisitry ny fambolena.
Hamaky ny tohiny
