- Alarobia 11 Jolay 2012
Politique.Fifidianana Filohan’ny Repoblika fahefatra Niova hevitra ny Filankevitra Ambonin’ny Tetezamita
Lany teo anivon’ny Filankevitra Ambonin’ny Tetezamita omaly talata 10 jolay 2012 maraina ny volavolan-dalàna fehizoro laharana faha 015/2012 tamin’ny 01 jona 2012 mikasika ny fifidianana Filohan’ny Repoblika fahefatra izay ahitana andininy miisa 39.
Hamaky ny tohiny
