• Alatsinainy 16 Jolay 2012
Politique.Ratoejanahary Maharavo “Tsy hisy mpiasam-panjakana tapaka karama na voaroaka izany eto”

Nanao tombana ny zava-nisy teo amin’izay herinandro latsaka kely nanaovan’ny mpiasam-panjakana fitokonana faobe izay, ny mpandrindra sady mpitondra tenin’ny “Cellule de crise interministérielle des Agents de l’Etat”, Atoa Ratoejanahary Maharavo na i Doudou.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2012
Politique.Ravalomanana-Rajoelina 10 taona nifandirana

Raha tsy misy indray ny fiovana, andro sisa isaina dia hihaona imaso Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2012
Politique.VOT Antsirabe Fahombiazana ny hetsika

Fahombiazana ny hetsika notontosain’ny VOT na ny Vondron’olon-tsotra tao Antsirabe ny sabotsy 14 jolay 2012 lasa teo, tao amin’ny efitrano malalaky ny FLM Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2012
Politique.Jean Pierre Rakotoarivony Ambasadaoron’ny famahana ny krizy

Endrika vaovao tsy dia fahita teny an-kianja ny an’ny Ambasadaoro Jean Pierre Rakotoarivony ka voatery nitondra fanazavana misimisy kokoa ny aminy manokana ny lehilahy nialoha ny tena nampitany hafatra an-kabary tetsy amin’ny Magro Behoririka, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2012
Politique.Kaomisera Nakany Charlie Nesorina tsy ho talen’ny DST

Niova ny fitantanana eo anivon’ny DST (Direction de la Sécurité du Territoire).

Hamaky ny tohiny
FTT