- Alarobia 11 Jolay 2012
Politique.CST Ramaherijaona Mitaky ny fialan’ny lehiben’ny Faritra Bongolava
Vaky ambatolampy ny ady eo amin’ny parlemantera sy ny fahefana mpanatanteraka ao Bongolava.
Hamaky ny tohinyVaky ambatolampy ny ady eo amin’ny parlemantera sy ny fahefana mpanatanteraka ao Bongolava.
Hamaky ny tohinyNy krizy dia zavatra miseho anatin’ny fotoana fohy, hoy ny Dr Zodaly Noël mpikambana ao amin’ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita sady mpitarika ny M.M.V (Malagasy Mitsimbina Vahoaka), ka misy zavatra niova tampoka tao nahatonga ny fisehoany.
Hamaky ny tohinyHanaovana andrana mandritra ny 30 andro eto an-drenivohitra ilay “logiciel” nasiam-panamboarana tamin’ny fitsapan-kevi-bahoaka farany teo nantsoina hoe : Cigem, entina handrafetana ny lisitry ny mpifidy vaovao rehetra feno taona manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNigadona ny fotoana nifanomezana ho an’ny mpiasam-panjakana.
Hamaky ny tohinyMiandry fatratra izay mety ho tohin’ny fihaonan’ny filohan’ny FAT Rajoelina sy ny filoha teo aloha Ravalomanana ny any Tolagnaro.
Hamaky ny tohinyResy lahatra i Lahiniriko Jean ankehitriny fa dia vola very sy fandaniam-potoana fotsiny ny fanaovana fifidianana tsy ifampierana.
Hamaky ny tohiny