• Talata 24 Jolay 2012
Politique.Zanak’i Dada Miandry ny vokatr’i Seychelles

Tsy toy ny alatsinainy mahazatra ny tao amin’ny Kianjan’ny Magro omaly fa dia be olona tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Politique.1er RFI Ivato Nihoson-dra ny toby

Nandriaka ny ra tao amin’ny tobin’ny rezimanta voalohan’ny hery vonjy taitra na 1er RFI Ivato omaly 22 jolay 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana Toamasina Miandry ampitoniana ny fihaonan’izy roalahy

Nidina nanatevina ny hetsiky ny ankolafy Ravalomanana Toamasina tao an-tokotanin’ny Magro Tanambao V, ny sabotsy 21 jolay tolakandro ny antoko TEZA notarihan’ny filoha nasionaliny, Rakotoamboa Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Politique.Dinika any Seychelles Nentina am-bavaka tao amin’ny Magro

Niavaka raha samy andro nanatanterahana tolona nandritra izay telo taona teny an-kianja izay ny niseho tao amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka tamin’ny sabotsy 21 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa “Mivarahontsana ny FAT”

Mitahy Andriamanitra fa mivaly ny vavaka nataontsika, hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa filoha lefitry ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita tamin’ny sabotsy tetsy amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
FTT