- Alarobia 25 Jolay 2012
Politique.Praiminisitra Beriziky Miantso fanajana ny ambaratongam-pahefana ao amin’ny foloalindahy
Marary koa ny tafi-bahoaka ao anatin’izao krizy izao.
Hamaky ny tohinyMarary koa ny tafi-bahoaka ao anatin’izao krizy izao.
Hamaky ny tohinyHanomboka anio, ao amin’ny efitrano faha-5, ary haharitra telo andro ny fitsarana ny Rév. Andrianalijohn Ndriamanampy Jean Emmanuel Satrobory araka ny fiantsoana azony avy amin’ny vadintany, Rakotoniarimanana Daniel avy amin’ny fangatahan’ny Lehiben’ny fampanoavana.
Hamaky ny tohinyNamory ireo ankolafin-kery samihafa eto amin’ny firenena ny Avotra ho an’ny Firenena nanomboka omaly Talata manoloana ny krizy lavareny mianjady amin’ny firenentsika.
Hamaky ny tohinyNaneho ny heviny mikasika ny fihaonan’Atoa isany Ravalomanana Marc sy Rajoelina Andry eo ambany fiahian’ny SADC, tanterahina atsy Seychelles amin’izao fotoana ny Vondrona-Hetsika-Fahamarinana-Tetezamita Vaovao (VHFTV).
Hamaky ny tohinyMitana ny sain’ny Malagasy amin’izao fotoana izao ny mety ho vokatry ny fihaonan’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, izay hatao atsy Seychelles hatry ny omaly.
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao hatramin’izao ny raharaha fikomiana nataon’ireo ampahan-tafika teny amin’ny tobin’ny RFI Ivato.
Hamaky ny tohiny