• Alatsinainy 23 Jolay 2012
Politique.Raharaha RFI Manamaloka ny dinika any Seychelles

Raha ny tokony ho izy dia amin’ity alatsinainy 23 jolay ity no handao an’i Madagasikara ka hihazo ny nosy Seychelles ny filohan’ny tetezamita Andry Nirina Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Politique.Rtoa Ruffine Tsiranana “Izao ianareo Ben’ny tanàna vao tena olom-panjakana”

Nandritra ny hadimiana no nanofanana ireo Ben’ny tanàna sy ireo filohan’ny filankevitra ary ny mpitantam-bolan’ny Kaominina teo anivon’ny Faritra Atsinanana, nampahafantarana azy ireo ny lalàna sy ireo fepetra tsy maintsy arahina amin’ny fitantanana ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Politique.Sambaina – Manjakandriana Tsy mivadi-belirano amin-dRavalo

Nitohy tao Sambaina, Distrikan’i Manjakandriana ny sabotsy 21 jolay teo ny fitetezam-paritra sy ny hetsika tolotanana ataon’ny Vondron’olon-tsotra (VOT) manohana an’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jolay 2012
Politique.Fampiatoana minisitra Tsy tao anaty lahadinika akory

Miteraka resabe eo amin’ny tontolo politika eto an-toerana ny fanapahan-kevitra nivoaka nandritra ny filankevitry ny minisitra natao tao Iavoloha ny alarobia 18 jolay 2012, mampiantona amin’ny asany ireo minisitra dimy avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana ao anatin’ny Governemantan’ny Praiminisitra Beriziky Omer.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jolay 2012
Politique.Lalatiana Ravololomanana Ny fifampiresahan’ny samy Malagasy ihany no vahaolana

Tokana ihany sisa no vahaolana hitan’ny vondron’ny mpanohitra misy an’i Lalatiana Ravololomanana fa hahafahana mamoaka an’i Madagasikara amin’ny krizy, dia ny fifampiresahan’ny samy Malagasy hiampitana mankany amin’ny fihaonambem-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jolay 2012
Politique.Naivo Marius Razafindraibe “Tsy mahafehy vahoaka ny fitondrana ankehitriny”

Mila mihavana sy mifandamina tsara aloha i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina vao mijery ny olana rehetra tokony hovahana miaraka, hoy Atoa Naivo Marius Razafindraibe.

Hamaky ny tohiny
FTT