• Zoma 20 Jolay 2012
Politique.Raharaham-pirenena Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo Parlemantera teo aloha

Noho ny fahitana ny zava-misy eto amin’ny firenena izay efa halohalika ny ranombary, mitaraina ny vahoaka tsy mandady harona amin’izao fotoana izao noho ny tsy fisian’ny fandriampahalemana ka mampandry sy lavo loha ny vahoaka efa ao anaty fahantrana isan-tsokajiny, dia mijoro ireo depiote sy Senatera teo aloha tsy ao anaty fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jolay 2012
Politique.Andriatsizehena Benja Urbain “Mila mifandefitra isika”

Andriatsizehena Benja Urbain, Filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita faritany Fianarantsoa, Sekretera jeneraly lefitry ny vondrona politika UDR-C ary sekretera jeneralin’ny antoko RPSD, no vahinin’ny SOKELA anio. Ny resaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2012
Politique.Pr Ranjeva Raymond “Tokony hivoaka ny marina rehetra”

Nisy ny resaka nifanaovana tamin’ny Pr Ranjeva Raymond amin’izao ankatoky ny hanatanterahana ny fihaonan’Atoa isany Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina araka ny tapaky ny SADC nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana nataony tany Luanda ny 31 mey sy 01 jona 2012. Nitondra ny heviny mikasika ny fitarazohan’ny krizy izy, ary nandroso vahaolana hivoahana amin’izany. Tafa sy dinika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2012
Politique.«Jeunes TIM Analamanga» Miomana hitsena ny filoha Marc Ravalomanana

Andro faharoan’ny fianarana dihy natokana ho an’ireo tanora TIM etsy amin’ny foiben-toeran’ny antoko etsy Bel’Air ny omaly alarobia tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2012
Politique.Governemanta Mitohy ny amboletran’ny FAT

Mihazakazaka ny fandehan’ny raharaham-pirenena. Mitohy ny amboletran’ny FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2012
Politique.Sendikan’ny Mpiasam-panjakana, mpianatra … Miala ny mpitondra rehetra !

Mihenjan-droa tanteraka ny tady eo amin’ireo sendikan’ny mpiasam-panjakana manao fitokonana sy ny fahefana mpanatanteraka.

Hamaky ny tohiny
FTT