• Talata 24 Jolay 2012
Politique.Mpiasam-panjakana Hamory vahoaka eny an-kianja lehibe

Hiditra amin’ny dingana vaovao ny hetsika hataon’ny mpiasam-panjakana manomboka eto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Politique.Raharimalala Louisette Miantso ny olona mba hanatona an’Andriamanitra

Miantso ny olona mba hanatona an’Andriamanitra ao anatin’ny fanetren-tena ny filohan’ny fikambanana Mavana CIDEM, Raharimalala Louisette.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Politique.Fihaonana any Seychelles Mandeha irery Ravalomanana, nitondra namana Rajoelina

Hanomboka amin’ity talata 24 jolay ity ny fihaonana eo amin’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, izay hatao atsy amin’ny nosy Seychelles.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Politique.Sazalahy Tsianihy “Mampiato tena i Andry Rajoelina”

Efa akaiky ny firodanan’ny filohan’ny tetezamita raha tarafina amin’ny zava-miseho ankehitriny, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Politique.Marc Ravalomanana Tsy iadian-kevitra ny fodiany

Nisy ny fihaonana fifampitam-baovao sy fanamafisana ny tolona ataon’ny Zanak’i Dada amin’iny faritra Mangoro iny natao tao amin’ny Agence TIKO Moramanga omaly alatsinainy 23 jolay 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Politique.Arema, ESCOPOL, HPM, Les AS ary MDM Tsy misakana ny fodian-dRavalomanana

Niaka-tsehatra ary nampiray feo ireo vondrona nanao sonia ny tondrozotra nahitana ny avy ao amin’ny Arema, ESCOPOL, HPM, Les AS ary ny MDM, rehefa tsy lasa any Seychelles.

Hamaky ny tohiny
FTT