- Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.Naika Eliane “Nanalabaraka anay terak’i Menabe ny nataon’i Haja Resampa”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Fantatra izao fa nisy lohahevitra lehibe 4 naroson’Atoa Ravalomanana tamin’ny dinika natao tany Seychelles ny 24 sy 25 jolay lasa teo
Hamaky ny tohinyHafaliana tsy omby tratra ny tany Toliara naheno fa tonga tao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato Rtoa Lalao Ravalomanana tamin’ny zoma teo, hoy ny filohan’ny Tokobe Telo am-perinasa, Tambabelo Mandaso dit Marin, tafaresaka an-telefaonina tamin’ny Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohinyMpanao politika maro no namaly ny antson’ny Masoivoho Amerikanina ny alarobia lasa teo.
Hamaky ny tohinyMbola hisy indray ny fihaonana fanindroany eo amin’i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, mety ato anatin’ny 15 andro no hanatanterahana izany any Maputo
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo fikambanana namaly ny antson’ny fivondronamben’ny sendikan’ny mpiasam-panjakana teny amin’ny Carlton ny alarobia teo ary teny amin’ny Villa Elisabeth omaly alakamisy ny Fiverenana Andoharano, tamin’ny alalan-dRazafimandimby José.
Hamaky ny tohiny