• Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.Dinika any Seychelles Asafotofoton’ny Frantsay

Mifamahofaho be ihany ny vaovao manodidina ny fihaonana eo amin’ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina tanterahina any Desroches Seychelles hatramin’ny talata 24 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.Fanantera Longin “Nanomboka omaly ny fiverenan’ny Fihavanana eto Madagasikara”

Mbola samy miandry ny ho vokatry ny diniky ny filoha Ravalomanana sy Andry Rajoelina atao atsy Seychelles ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.Mpiasam-panjakana sy mpanao politika Hifamotoana eny amin’ny Villa Elisabeth anio

Nampiantso ny mpanao politika tetsy amin’ny hotely Carlton omaly ry zareo ao amin’ny “Cellule de crise des Agents de l’Etat” hivondronan’ireo sendikan’ny mpiasam-panjakana maro ka nanazava ny hevitr’izy ireo mikasika ny fivoaran’ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.Naika Eliane “Tsy manana kandida afa tsy Ravalomanana izahay”

Anisan’ny fitakian’ny ankolafy Ravalomanana ny fiverenan’i Marc Ravalomanana tsy misy fepetra an-tanindrazana sy ny fahafahany mirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena amin’ny fifidianana manaraka eo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.Paul Rabary Manilika an-dRajoelina

Naneho ny heviny momba ny fihaonana any Seychelles eo amin’ny filohan’ny tetezamita sy ny filoha teo aloha, ny mpandinika fiarahamonina Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.Mandà didim-pitsarana Najanona amin’ny asany ny GIR

Tongo-bakivaky sady maharary no mahamenatra iny zava-niseho teny amin’ny Lapan’ny fitsarana nataon’ny polisin’ny GIR iny, hoy ny Tale Jeneralin’ny Polisim-pirenena, Rakotondratsima Désiré, omaly tetsy amin’ny BC Anosy, satria tsy mbola nisy izany polisim-pirenena natao hampihatra ny lalàna amin’ny tany sy fanjakana izany nefa mampiasa ny hery hanoherana ny fanapahan-kevitry ny fitsarana tamin’ny didy navoakany.

Hamaky ny tohiny
FTT