• Zoma 27 Jolay 2012
Politique.Vondron’ny mpanohitra Manohitra amin’ny heriny rehetra ny tsy rariny ataon’ny FAT

Manohitra amin’ny heriny rehetra ny tsy rariny ataon’ny FAT ny “Front des opposants pour la libération de Madagascar”, ahitana an’i Lalatiana Ravololomanana sy ireo mpiara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2012
Politique.Rarison Hilarion Aleo hilatsaka hofidiana daholo hotsarain’ny vahoaka

«Aleo hilatsaka hofidiana daholo na Ravalomanana na Rajoelina dia hotsarain’ny vahoaka izy roa lahy», hoy ny mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita avy any Fianarantsoa, Rarison Hilarion.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2012
Politique.Rasambozafy Cyrille «Mila mitandrina ny mpanao politika»

Nahoana ianareo mpanao politika no tsy mety maneho hevitra amin’ny zava-misy rehefa somary resaka mafampana eto amin’ny firenena no miseho fa mianona fotsiny amin’ny hoe : «aoka aloha tsy hiteny fa manahirana fa tsy mbola fotoanany izao» ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2012
Politique.Ranaivoson Désiré (PNJ) Ny fisian’ireo “dinausore” ireo no mampikatso ny raharaham-pirenena

Ny tanora sy ny raharaham-pirenena, ny krizy sy ny fikatsoan’ny raharaham-pirenena, ny fitakiana sendikaly sy ny grevy etsy sy eroa, ny fifidianana, ampahany amin’ny resaka nifanaovana tamin-dRanaivoson Désiré, filoha nasionalin’ny “Plateforme nationale des jeunes (PNJ)” io. Izy no vahinin’ny SOKELA anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.UDR-C Te hanalava tetezamita

Namory ireo vondrona politika nanao sonia ny tondrozotra, naneho ny fanohanana ny tondrozotra sy ny avy amin’ny fiarahamonim-pirenena teny amin’ny foiben-toerany eny Alarobia omaly 25 jolay ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na CENI-T.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2012
Politique.CST Andry Rasolofo“Mitsipaka ny mety hisian’ny tetezamita vaovao”

Nandritra ny fandalovan’ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambony tetezamita Atoa Andry Rasolofo tao amin’ny Faritra Amoron’i Mania omaly alarobia 25 jolay no nanazavany ny fahitany ny toe-draharam-pirenena tao amin’ny onjampeo iray tao Ambositra.

Hamaky ny tohiny
FTT