• Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.CT Andriamoratsiresy Sandros Manameloka ny fihetsika tamin’ny zoma ny any Vatovavy Fitovinany

Milaza Atoa Rajoelina fa vonona hiala amin’ny krizy, hoy ny CT Andriamoratsiresy Sandros avy any Vatovavy Fitovinany, ary tsy avy aminy no hisian’ny sakana tsy hivahan’izao olana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.CT Randrianandrasana Patrice Milatsaha daholo fa aza matahotra ny filoha Marc Ravalomanana

Ny Zanak’i Dada Boeny Mahajanga tarihan’ny CT Randrianandrasana Patrice dia manameloka tanteraka ireny fihesika feno habibiana nataon’ny mpitandro ny filaminana eo am-pelatanan’ny FAT tamin’ny zoma ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.Fulgence Filohan’ny Gajeb Ny Fampihaonana azy efa-dahy ihany no vahaolana

« Tsy hisy fitoniana politika mety hateraky ny fihaonana eo amin’Atoa Ravalomanana sy Rajoelina izany mihitsy eto, noho ny hevitra tena mifanipaka sy valifaty misy eo amin’ny ekipan’ny FAT ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.Guy Maxime Ralaiseheno Fifidianana filoham-pirenena ihany

Iray tamin’ireo mpanao politika nanafana ny hetsika tao Antsirabe ny mpikambana eo anivon’ny kongresy, Ralaiseheno Guy Maxime Ralaiseheno ny sabotsy 28 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.Marc Ravalomanana “Ho hitan’ny havany eo izay mamafy lainga”

Mbola mitana ny sain’ny mpanara-baovao ny dinika nifanaovan’ny filoha Ravalomanana sy ny filohan’ny Fat tany Seychelles sy ny zava-nitranga teny Ivato ny zoma tolakandro lasa teo dia ny nandroahan’ny teo anivon’ ny fiadidian’ny Fat an-dRtoa Lalao Ravalomanana raha tonga teto an-tanindrazana ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa Hitory ireo tompon’andraikitra

‘ Fanosihosena tanteraka ny zo maha olona ny zavatra natao an-dRtoa Lalao Ravalomanana sy ny vinantovaviny ny zoma lasa teo’ , hoy ny mpisolovavan’ny fianakaviana Ravalomanana, Hanitra Razafimanantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT