• Alarobia 01 Aogositra 2012
Politique.Raharinirina Jacques Aimé Vitan’ny mpitondra tetezamita 4 taona ny ratsy natao 50 taona

Tato ho ato dia nifanesisesy ny fanomezan-tsiny ireo mpanao politika «dinôzôro» miara-mitantana ny tetezamita ankehitriny ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2012
Politique.Rév. Satrobory ”Mino aho fa handini-tena ireo mpitandro ny filaminana”

Tsy niteny na inona na inona mikasika ny zava-nitranga tamin-dRtoa Lalao Ravalomanana vadin’ny filoham-pirenena mihitsy ny tenako raha nandray kabary tetsy amin’ny kianja Magro Behoririka tamin’ny sabotsy 28 jolay teo, hoy ny Rév. Andrianalijohn Ndriamanampy na Satrobory.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2012
Politique.Oniversite Ankatso Notafihina ny mpianatra

Nirefotra indray ny baomba lakrymôzena, izay efa fantatra fa etona mahatonga aretina homamiadana, omaly talata 31 jolay 2012 tokony ho tamin’ny 1 ora antoandro, teny Ambohitsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2012
Politique.Troika-SADC Tanzania indray no mitantana azy

Troika-SADC Tanzania indray no mitantana azy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2012
Politique.Vahoaka Miray (VAMI) Tafiditra tao amin’ny Kianjan’ny demokrasia Ambohijatovo

Ela ny ela fa tafiditry ny VAMI na ny Vahoaka Miray ny Kianjan’ny demokrasia etsy Ambohijatovo omaly talata raha anisan’ny toerana iray tena ambenana sy arovan’ny FAT mafy izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2012
Politique.Ankolafy Ravalomanana Toamasina « Tompondakan’ny lainga ny Fat »

« Ela ny ela fa ity fitondrana FAT ity no voalohany eran-tany amin’izany fitondrana mataho-behivavy izany. Vehivavy roa tsy hanakorontana fa tonga noho ny resaka fianakaviana sy hamangy an-janany ary hijery ny reniny, dia ireny toa mandroaka olon-dratsy ireny no natao azy ireo. Diso miseho mahay miteny loatra ka fatoran’ny vava no niafarany, hany ka tompondakan’ny lainga eran-tany ny FAT » , izay no nambaran’ireo mpitarika ny ankolafy Ravalomanana tao Toamasina, nandritra ny fihaonan’izy ireo isan-kerinandro eo an-tokotanin’ny Magro Tanambao V.

Hamaky ny tohiny
FTT