• Alakamisy 02 Aogositra 2012
Politique.MATITA Tsy mivadi-belirano amin’ny fitakiana ny fiverenan’i Dada

Niainga avy amin’ny fivondronan’ny vahoaka tsotra ho fanoherana ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 ny fikambanana MATITA (MAlagasy TIa TAnindrazana) izay ao anatin’ny «Union des Associations» manohy ny tolona eny amin’ny kianjan’i Magro ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aogositra 2012
Politique.Rakotomanana Honoré “Tsy nahay naka isa Rajoelina”

Mbola mitohy ny fanehoan-kevitra samihafa manoloana ny fandroahana hiala teto an-tanindrazana nampiasan-kery natao tamin-dRtoa Lalao Ravalomanana vadin’ny filoha teo aloha sy ny vinantovaviny ny zoma 27 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aogositra 2012
Politique.Tetiandrom-pifidianana Nanao valin-kafatra ny Magro

Nivoaka omaly ny tetiandrom-pifidianana, araka ny tenin’ny vaomiera manokana misahana ny fifidianana na ny CENI-T.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aogositra 2012
Politique.Tsy Aritra Inona no mahasoa ny vahoaka ?

Araka ny vaovao miparitaka any ivelany any, dia voalaza fa noresahana tamin’ny dinika tany Seychelles ny fodian’Atoa Ravalomanana an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2012
Politique.Etazonia Hajao ny sori-dalana !

Mikasika ny fikasan-dRtoa Lalao Ravalomanana hody eto Madagasikara dia namoaka fanambarana ny masoivoho amerikanina.

Hamaky ny tohiny
FTT