- Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.VOT Misy misandoka ?
Mitohy ny asam-pitolomana ataon’ny VOT (Vondron'olon-tsotra manohana ny Filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny ara-dalàna).
Hamaky ny tohinyMitohy ny asam-pitolomana ataon’ny VOT (Vondron'olon-tsotra manohana ny Filoha Marc Ravalomanana sy mitaky ny ara-dalàna).
Hamaky ny tohinyMitaky tsy misy hatak’andro ny fampiharana antsakany sy andavany ny sori-dalana, indrindra ny andininy faha-16, 17 ary 20, manameloka ny fihetsika mamohehitra sy mamoafady natao tamin-Rtoa Rakotonirainy Lalao vadin’ny filoha Ravalomanana sy Rtoa Gergana vinantony ny ankolafy Ravalomanana ivondronana antoko TIM, MFM, Teza, PSD, AMF/3FM sy fikambanana maro.
Hamaky ny tohinyNampiantso ireo vondrona politika nanasonia sy manohana ny tondrozotra omaly ny Filankevitra miaramila momba ny fiarovam-pirenena na CMDN, tarihan’ny jeneraly Ranto Rabarisoa.
Hamaky ny tohinyVahinin’ny Tia Tanindrazana anio ny Mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, Andriambelosoa Barijaona. Nandritra ny fandalovany tao amin’ny Ditstrika Fandriana farany teo no nakana ny heviny mikasika ireo olana misy ao amin’ity Distrika ity sy ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena. Fanadihadiana.
Hamaky ny tohinyAraka ny fahefana nomen’ny tondrozotra azy dia omaly alarobia 1 aogositra, no namoaka tamin’ny fomba ofisialy ny tetiandrom-pifidianana raikitra teny amin’ny foibeny teny Alarobia ny vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana mandritra ny tetezamita na CENI-T.
Hamaky ny tohinyHita fa tsy mety mihitsy ny zava-misy eto Madagasikara ankehitriny ka tena mila ny fodian’ny filoha Marc Ravalomanana izany. Izay no anisan’ny fanambaran’ny FVOTM (Fikambanan’ny Vondron’Olon-Tsotra Miray) nosoloin’ny Sekretera jeneraliny, Atoa Andriantoandro Rodolphe.
Hamaky ny tohiny