• Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.Dr Raharijaona Ataovy mazava ny fifidianana !

Sesilany ankehitriny ny fanehoan-kevitra taorian’ny namoahan’ny CENIT ny datim-pifidianana ny alarobia 01 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.«Jeune TIM Analamanga » Nahazo hery tamin’ny firesahana tamin’i Neny Lalao Ravalomanana

Hery lehibe ho anay ny nahita sy nifampiresaka nivantana indray tamin’i Neny Lalao Ravalomanana teny an-tseranam-piaramanidina teny Ivato tamin’ny zoma 27 jolay teo na dia fotoana fohy fotsiny aza, hoy ny filohan’ny fikambanana «Jeune TIM Analamanga», ny CT Ravololofanja Aurélie

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.Les AS Afaka milatsaka Ravalomanana raha eken’ny fitsarana

Na dia nandrisika hatrany ny hisian’ny fifidianana amin’ity taona 2012 ity aza ny Vondrona Les AS dia mankasitraka ny datim-pifidianana amin’ny 2013 naroson’ny CENI-T sy ny Firenena Mikambana, ny SADC, ny OIF ary ny COI.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.MASATI Mitaky ny hanasaziana ny mpanao herisetra teny Ivato sy teny Ankatso

Misavorovoro be ihany ary iarahantsika mahita ny zava-nitranga tao anatin’ny tapa-bolana izay teto amin’ny firenena taorian’ny fihaonan’ny filoha Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina tany Seychelles, hoy ny fikambanana MASATI (Malagasy Sahirana Tia Tanindrazana) ao anatin’ny «Union des Associations Zanak’i Dada».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.Praiminisitra Beriziky Tsy mahazo miteny amin’ny TVM

Nanaitra ny maro ny nitateran’ny televizionam-pirenena (TVM) ny fanehoan-kevitry ny Praiminisitra lehiben’ny governemantan’ny firaisam-pirenena, Beriziky Jean Omer, taorian’ny namoahan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana mandritra ny tetezamita na CENI-T ny tetiandrom-pifidianana ny alarobia 01 aogositra, tolakandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.Rakotomavo Lanto (TGV) “Aleo ny vahoaka no hitsara !”

Vahinin’ny SOKELA amin’ity anio ity Rtoa Rakotomavo Lanto, Sekretera nasionalin’ny tanora malaGasy Vonona (TGV). Nametrahan’ny Tia Tanindrazana fanontaniana mikasika ny fifidianana, raharaha Lalao Ravalomanana, ny kiantranoantrano amin’ny tolotrasam-panjakana, ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny izy, araka izao manaraka izao.

Hamaky ny tohiny
FTT