• Alatsinainy 06 Aogositra 2012
Politique.Haino aman-jerim-panjakana Efa mahazo miteny ao i Beriziky, tsy azo aseho ireo ministeran’ny ankolafy Ravalomanana

Niteraka resabe tato anatin’ny andro vitsy izay ny tsy fahazoan’ny praiminisitry ny marimaritra iraisana, Omer Beriziky miteny sy miseho amin’ny haino aman-jerim-pirenena, indrindra tamin’ny nahatongavan’ny delegasiona sinoa avy amin’ny Xinhua News Agency izay nifanindran-dalana tamin’ny namoahan’ny CENIT ny tetiandrom-pifidianana ny alarobia 01 aogositra 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2012
Politique.Jean Biya Randrianantoanina Fampihavanam-pirenena aloha vao fifidianana

Raha ny hevitry ny CST Jean Biya Randrianantoanina dia nifanojo tanteraka tamin’ny hevitra naroson’izy ireo ireny rehetra navoakan’ny CENIT tamin’ny herinandro lasa teo ireny mikasika ny fanolorana ny datim-pifidianana samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2012
Politique.Kotomanantsoa Rémi Efa lany daty ny HCC

Efa lany daty ka tsy tokony hiasa intsony ny mpikambana ao amin’ny Fitsarana Avon’ny Lalàmpanorenana eto amintsika ho an’ny ankolafy Zafy Albert, hoy Atoa Kotomanantsoa Rémi, efa mila soloina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2012
Politique.Razanakoto Marcellin Mitaky ny fialan-dRajoelina sy fananganana tetezamita vaovao

Mba tsy hisian’ny korontana dia tsara ho an’ny HCC ny mamoaka didy mikasika ny «requête» nalefa tany aminy farany teo, hoy Razanakoto Marcellin.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2012
Politique.Zafilahy Stanislas Raisin’ny vahoaka ny andraikitra raha toa ka …

“Raha vao milatsaka hofidiana i Andry Rajoelina dia tsy maintsy mirotsaka koa i Marc Ravalomanana”, hoy i Zafilahy Stanislas manoloana ny hiatrehana fifidianana amin’io taona 2013 ho avy io

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2012
Politique.AFDL Fitoniana ara-politika vao fifidianana

Fikambanana mpitolona manohana ny fitakiana ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana hatrizay nanombohana ny tolona tamin’ny 2009 izay ary tsy mbola tapaka niakatra kianja (Ambohijatovo, Ankorondrano, Tanjombato, Behoririka) ny AFDL (Amicale des Femmes Démocrates Libérales).

Hamaky ny tohiny
FTT